SHARE:
Aminâ € ™ny maha mpiasanâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina sy aminâ € ™ny maha mpampianatra eny anivonâ € ™ny oniversite ny Fianarantsoa ahy, dia nahatsapa fa tokony hanamparitaka ny fampahalalana ny zo sy ny adidy ny vehivavy eo aminâ € ™ny fampandrosoana ny tokantrano sy ny firenena.
Miavaka ity asa ity satria tsy ny olona mpikambana ao anatinâ € ™ny fikambanana â € œjeunes musulmans de Fianarantsoaâ € ihany no nahazo fampahalalana sy fampiofanana mahakasika ny zonâ € ™ny vehivavy, ny miralenta, ainga 50/50 eo aminâ € ™ny sehatry ny fanampahan-kevitra, ny ady aminâ € ™ny herisetra fa na mpianatry ny oniversitÁƒ © izany, na vahoaka any ampanivohitra izany, na mpino silamo lahy sy vavy dia samy nahazo tombotsoa avokoa aminâ € ™ity tetikasa ity.
Ireo hetsika natao dia niopana betsaka aminâ € ™ny resaka fampahafantarana sy fanentanana mahakasika ireo efa voalaza tetsy ambony.
Nahazo ihany koa izahay fanohanana avy aminâ € ™ireo mpitondra fivavahana silamo eto an-toerana ka tafiditra ao anaty fampianarana ataonâ € ™izy ireo ny zonâ € ™ny vehivahy aminâ € ™ny islamo.
Noho ny ezaka natao eny aminâ € ™ny oniversitÁƒ © dia nanao fampahafantarana ny toeranâ € ™ny vehivavy ao aminâ € ™ny finoana silamo ny namana mpampianatra mpikaroka.
Ary mba hiadiana aminâ € ™ny herisetra dia nifampiraharaha taminâ € ™ny ray amandreny ara pinoana silamo 4 izahay mba hanome vola hanampiana ireo vehivavy iharanâ € ™ny herisetra ara-ekonomika. Izany hetsika izany dia tanteraka noho ny finiavanay te hanova fomba fijery aminâ € ™ny toeranâ € ™ny vehivavy eo anivonâ € ™ny fiaraha-monina.
Download : 19078_women-rights-post-2015ainchata.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on vehivavy sahy miatrika fiainana sy fiarahamonina