Zaza sy Tanora lahy sy vavy voakolokolo ara-panahy, sahy mitarika sy miatrika ny fanovÁƒ  na ny firenena.


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Ny tafika Masina aminâ € ™ireo ankizy sy tanora lahy sy vavy ary olon-dehibe ihany koa, ny fihaonam-benâ € ™ny Sekoly Alahady (Majunga, Antsirabe), fivoriana iraisanâ € ™ny daholobe aminâ € ™ny toerana iray izay ianarana hira na kilalao na dihy mirindra, fiofanana ho fanamafisana ny fahaiza-manao eo aminâ € ™ny fandraisana andraikitra eo aminâ € ™ny ankohonana, ny fiarah-monina ary ny firenena, fifanakalozana traikefanâ € ™ireo mpikambana Sekoly Alahady eo aminâ € ™ny Fiangonana roa samihafa, ohatra : Soavinandriana – Miandrarivo Faratsiho; Soavinandriana â € “ Vontovorona. Fizarana loka ho faporisihana ny ankizy hianatra ny teninâ € ™Andriamanitra, fandraisana anjara mavitrika aminâ € ™ny fety Krismasy.


Comment on Zaza sy Tanora lahy sy vavy voakolokolo ara-panahy, sahy mitarika sy miatrika ny fanovÁƒ  na ny firenena.

Your email address will not be published. Required fields are marked *