Zon ’ny vehivavy ny maneho ny heviny ao an-tokantrano hanao fandrindrana fiainam-pianakaviana na FFP

Zon ’ny vehivavy ny maneho ny heviny ao an-tokantrano hanao fandrindrana fiainam-pianakaviana na FFP


Date: May 23, 2015
  • SHARE:

Ankehitriny dia efa mieli-patrana manerana ny kaontinanta Afrika ny Fifandrindrana ny fiainam-pianakaviana na (FFP) noho ireo fitombon ’ny mponina haingana loatra ka izany no nahatonga ny tompon ’andraikitra hanao ny fampienana ny vohoka misesy loatra, vohoka tsy irina, vohoka aloha loatra.
Nampiharina tokoa izany fifandrindrana ny fiainam-pianakaviana izany ka nanao ny olona noentanina dia nahita vokatra izy satria nihena ny zaza nateraka ary nihena ihany koa ny fahantrana.
Ny taona 2009 no nanomboka nanao ny asa teo amin ’ny Fokontany misy anay rehefa nahazo ny fiofanana nataon ’ireo mpampiofana sy ny chef de CSB mpiahy anay izahay ka navoaka tamin ’ny fomba ofisialy ary nandraisako ny sertifika avy amin ’ny chef CSB II mpiahy anay sy ny Maire izany fa afaka manindrona ny fanabeazana aizana ianao satria nahafehy ny asa notakiany


Download : 20854_mainapplicatrionsexualandreproductivehealthhivandaidsraharilazatiana-nini-marinah.docx

Comment on Zon ’ny vehivavy ny maneho ny heviny ao an-tokantrano hanao fandrindrana fiainam-pianakaviana na FFP

Your email address will not be published. Required fields are marked *