Ambovombe COE


Date: January 15, 2016
  • SHARE:

   

Fact file
Pays Madagascar
Commune Ambovombe
Score de Base  70
Dernier Score 51-GREEN
Nombre population  77 000
Nombre de conseillères  0
Nombre de conseillers  7
Adoption du processus COE  2014
Mise en oeuvre du programme Entrepreneurship NO
Sommet 2016

Renivohitry ny faritra Androy i Ambovombe. Manana velaran-tany 55 773 Ha izy. Lalovan’ny lalam-pirenena faha 10 izay mankany Toliara sy 13 izay mankany Ihosy. Misy mponina miisa 77 000 ny kaominina araka ny fanisana farany tamin’ny taona 2008. Manana tsena roa (02) izy, ary manana tsenan’omby. Ny kaominina dia manana mpanolotsaina voafidy 07. Ny mitondra ny tanana kosa dia olom-boatendry. Eo amin’ny lafin’ny fampianarana dia manana sekoly fanabeazana fototra 67 ny kaominina ary ny 57 amin’izany dia miankina amin’ny fanjakana avokoa; Manana sekoly ambaratonga faharoa miisa telo (03) ny kaominina ary ny iray amin’izany dia tsy miankina. Raha eo amin’ny resaka fahasalamana dia manana CSB iray (01) ny kaominina ary CHD iray.

Gallery
Cliquez ici pour voir les témoignages des meneurs de changement de la commune
Autonomiser les femmes et mettre fin à la violence à Madagascar
 Cliquez ici pour voir les avancements de la commune sur le processus COE
Cliquez ici pour COE Hub info


Download : Stage 1
Download : Stage 2
Download : Stage 3
Download : Stage 4
Download : Stage 5
Download : Stage 9
Download : Stage 10

Comment on Ambovombe COE

Your email address will not be published. Required fields are marked *