SHARE:
Araka ilay fenitra eo anivonâ € ™ny SADC ny aminâ € ™ny miralenta sy ny fampandrosoana dia anisanâ € ™ny ady ataonâ € ™ny Firenena mivondrona ao aminy ny hananana 30% ny vehivavy eo aminâ € ™ny toerana fanapahan-kevitra ny taona 2012 ary 50% kosa na ny miralenta no tanjona tratrarina aminâ € ™ny 2015. Eto Madagasikara, 12% ny vehivavy no mitana izany sehatra izany ny taona 2012. Mitaky fandraisana andraikitra aminâ € ™ny vehivavy tsirairay noho izany mba hampiakatra io taha io sy hiadiana aminâ € ™ny miralenta, ka izay no nahatonga ahy ho mpitarika hitondra fanovana indrindra eo aminâ € ™ny toe-tsaina eo aminâ € ™izay sehatry ny miralenta izay.
Download : 19159_mainapplicationleadershiptahin-julianaratovoson.docx
Comment on AICC American international chamber of commerce/ KSMD Kandida Solombavambahoaka Miara-Dia