FANENTANANA SY FANAPARIAHANA NY ZONâ € ™NY VEHIVAVY ARY FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA


Date: June 5, 2014
  • SHARE:

Ny taona 1992 aho no tafiditra niasa tao aminâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina ka Mpanabe tao tao aminâ € ™ny C.A.P- Pilote ( Centre dâ € ™ActivitÁƒ ©s Prescolaires ) tao Ranomafana Ifanadiana.Io CAP io dia teo ambaninâ € ™ny fiadidianâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina.
Taminâ € ™ny taona 1995 tany Ranomafana Ifanadiana saika nafindra toerana hafa ny Site niandreketako (BIT/PNUD / MAG 94 / 006 ) fa nihevitra ilay Vazaha Conseiller Technique fa tsy ho tafavoaka ny Tetikâ € ™asa ao aminâ € ™io toerana io rehefa avy nifampiresaka izy sy ilay Vazaha Tomponâ € ™Andraikitra ny â € œParc Nationalâ €  taminâ € ™izany fotoana izany. Tsy nanaiky anefa aho fa nanao fanamby, nandresy lahatra ireo Vazaha roa tonta aminâ € ™ny hanaovana ilay tetikâ € ™asa ao. Ary dia tafajanona tao Ranomafana ihany nandritranâ € ™ny Tetikâ € ™asa ary nisy ny fiaraha-miasa natao taminâ € ™ny â € œ Parc Nationalâ €  ary tsy nifanitsaka toerana niasana.
Tratrako ny fanamby napetrako taminâ € ™ny fametrahana ireo Fikambanam-behivavy ( Groupe dâ € ™IntÁƒ ©rÁƒ ªt Economique de Femmes na G.I.E ) miisa 04: – GIE Fanilo: voly anana sy legioma; – GIE Mitsinjo: fiompiana akoho natao hohanina;
– GIE Haingo: asa tanana aminâ € ™ny akora vakambero;
– GIE Miezaka: voly anana sy legioma;
– GIE Taratra: voly anana sy legioma.
Nanomboka teo dia voavolavola ho lasa tomponâ € ™andraikitra sy mpampiofana/mpanentana teo anivonâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina aho


Download : 19145_mainapplicationleadershiphelenaramanantenasoa.docx

Comment on FANENTANANA SY FANAPARIAHANA NY ZONâ € ™NY VEHIVAVY ARY FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA

Your email address will not be published. Required fields are marked *