- About Us
- What we do
- GL Academy
- Change
- GL Services
- Grants
SHARE:




Eny,Voahaja ny zonâ € ™ny lahy sy ny vavy, mazoto kokoa ny mpiara-miasa aminâ € ™ny fanatanterahana ny asany, mifankatia sy miray hina ary mifanohana sy miara-miasa, mifanotrona rehefa misy zavatra atao, tsara fandraisana ny olona mitady servisy noho ny fampianarana sy ny fampiofanana eo aminâ € ™ny toeram-piasana ary ny fihaonana sy ny fifampitam-baovao ary fifanakalozan-kevitra entina hanatsarana ny asa isaky ny Alatsinainy. Eo ihany koa ny fakan-drivotra miaraka sy fifampizarana traikefa aminâ € ™ny faritra hafa toa anâ € ™i manakara taminâ € ™ny 2012 ary Mahajanga taminâ € ™ny 2013.
Download : 19102_mainapplicationleadershipbeanaranajeanneursela.docx
Comment on Fintino anaty fehezanteny mafonja iray ny asa vitanâ € ™ny mpitarika teo aminâ € ™ny sehatry ny Miralenta