Madagascar: Blandine RAHELIARIVONY


Date: June 14, 2019
  • SHARE:

Name RAHELIARIVONY
Surname Blandine
Country Madagascar
Give a short history of the leader -Hatramin n fahazazako ahy no tia mandray andraikitra, toy ny chef declasse, sekoly alahady , fifaninanana na fifandraisana amina fikambanana;na vondron olona hafa. Taty aoriana , noho ny maha vadin ny filoham pokontany ahy tamin ny fotoanandro dia tapaka hevvitra aho fa hitarika ny vehivavy ka hanorina fikambanana eo aminny faritra misy ahy, ka hiezaka hanatsara volaohany ny fifandraisan eo aminny samy vehivavy, eo ka ny fanatsarana ny fiainana, fanoroana hevitra aminny fitondrana tokantrano.Maro ny lohahevitra efa nifampidinihana sy nozaraina: ohatr fifnadraisan ny zanak sy ray aman dreny, ny fanajana ny vady , ny fandraisana anjara eo amin ny fiaraha monina ,izay misy andraikitry ny vehivavy ihany koa.
Objectives –Fanofanana ny mpikambana hanana fatokisa n tena sy fahasahiana ka ho mpitarika hitondra fanovana eo amin ny tenany sy eo amin’ny fiaraha monina.
-Fanentanana sy fampianarana ny ankizy vavy mikasika ny fahasalamana ara pananahana.
-Fanentanana ny ankizy lahy amin ny resaka fanatanjahantena mbĂ  ilana amin’ny fitondra tena tsy mendrika ka manimbany hoavy.
-Fampahefana ny vehivavy teo amin ny asa fampidirambola ho an ny tena ka nampianarana design, prototypage,gestion simplifiée .
Key activities Ny fiarahana tamin ‘ i Gender Links sy ny FPFE nazahoana fanofanana sy torolalana momba ny hersisetra mianjady amin’ny vehivavy sy ny ankizy nadritran ny sixteen days no nanendrena anay ho mpanentana any amin ny fokontany. ka notanterahina izany tamin ny fitetezana tokantrano maromaro handresen dahatra ny vehivavy mpampiofan tena.
Mandray andraikitra koa aho amin’ny fanentanana ny vehivavy hanao fitiliana mikasika ny VIH SIDA,satria zava dehibe ny fahafantarana nytoebatan ny tena mikasika io aretina io.
Nanentana ny mpampofan tena hampiasa fiarovana mbĂ  tsy ho azo ny voka tsy irina ary ny aretina azo avy amin’ ny firaisana ara nofo.
Fampahefana ny vehivavy hanao velon tena ka tsy hiankin doha amin’ny lehilahy loatra sy hisorohana ny herisetra.
Key challenges Maro ny olana nosedraina ,satria toa zavatra vaovao tsy mahazatra ny olona no natao :,ka tsy tonga de manantona ry zareo fa mila fandresendahatra.
Tamin’ny voalohany dia ny olona akaikin’ny tenako no tsy nandrisika fa nanatsatso,fa tsy norarahiko fa notohizana foana ny asa.
-Sakana iray ihany koa ny tsy fisian’ny enty manana hanatanterahina ny asa na hetsika izay atao, hany ka indraindray manefa ampaosy. Singanina anefa fa ny prezidan ny fokontany no matetika manohana anay ara bola sy manao quĂȘte amin ny mpandraharaha eo antanana
-Nisy ihany koa ny fanenjehan’ny fiaraha monina nefa tsy nahasakana ahy hanohy izany…

Results

Change at the individual level Lasa olona sahisahy ,tia manandrakandrana zavatra atao,sahy miseo foana rahefa misy zavatra atao,ohatra eo amin’ny fiarahamonina mijoro rehefa misy zavatra tsy mety ataon’ny hafa
Evidence of change at the individual level Ny zanako vavy , Vololoniaina Hortensia, sekreteran ‘ny faritra Atsinanana dia nilaza fa nahita fiovana teo aminny toetrako fa lasa feno fandeferana,sy mahay mandamina ny olana eo antonatrano. Nefa koa sahy mandray fanapahan kevitra avy hatrany.
Change at the household level -Mijoro sy miezaka hatrany hitandro ny zo amin’ny maha renim-pianakaviana ahy ,mahasahy mijoro sy miteny ny tsy mety ataon’ny vinanto na zanaka na vady ka nahatonga fiovan-toetra lehibe tamin’izireo izany. Nampiharin jareo teo anivon’ny tokantranony izany.
-Mihezaka hatrany hampitovy ny lahy sy ny vavy ao a tokantrano, na dia eo aza ny hevitra raikitapisaka sy ny fomba fiheverana fa ny veehivavy dia fanaka malemy,ka tsy azo hiateherana na afaka handray andraikitra ngoavana.
Evidence of change at the household level Ny zanako vavy , Vololoniaina Hortensia, sekreteran ‘ny faritra Atsinanana dia nilaza fa nahita fiovana teo aminny toetrako fa lasa feno fandeferana,sy mahay mandamina ny olana eo antonatrano. Nefa koa sahy mandray fanapahan kevitra avy hatrany.
Change at institutional level -Izaho RAZANAMALALA Jeanne dia mijoro vavolombelona teo amin’ny fiovana nisy teo amin’ny fiainako tamin’ny torohevitra mombany fitantanana natao ny blandine tamiko fa hefa tena nahavelona ahy tokoa ny varotra hanimasaka izay natorony ho nataoko
Evidence of change at institutional level -Izaho RAZANAMALALA Jeanne dia mijoro vavolombelona teo amin’ny fiovana nisy teo amin’ny fiainako tamin’ny torohevitra mombany fitantanana natao ny blandine tamiko fa hefa tena nahavelona ahy tokoa ny varotra hanimasaka izay natorony ho nataoko
Change at a policy level Maro ny olona nazoto andeha nifidy rehefa notenenina azy ireo fa zo sy andraikitra ny olona tsirairay no maneho ny safidiny ankahalalahany mba tsy ho hisy fanenenana eo amin’ny safidy izay nataonao indrindra fa ny vehivavy no tena maro resi-lahatra ka nanapakevitra fa handeha hifidy izireo
Evidence of change at a policy level Nitombo isa ny vehivavy nirotsaka ho fidiana ho filoham pokontany ; nisy efatr a izy ireo,anisan izany :Mmes Claudia ( mpivarotra) sy Victorine (mpikarakara tokantrano) sy ,Fredline(misotro ronono)
Capacity building Tamin ny fanentanana ny olona hanao fitiliana VIH SIDA dia ny dingana voalohany dia ny nampivory ireo vehivavy
-Fandresehan dahatra hampiasa fiarovana
-Fandresen dahatra handeha hanao fitiliana
-Fitarihana sy fiarahana tamin iz ireo tany amin ny tobim pahasalamana
-Fanaraha maso sy fanohizana ny fanentanana ara pahasalamana
Lessons learned and shared -Mila fikirizana sy fahatokisan tena rehefa manao zavatra
-Fahasahiana manantona ny rafitra sy olona tompon andraikitra momba izay atao ka maka torohevitra avy amin izy ireo.
-Mila ny firaisan kinan’ny rehetra mba hahatratrarana ny tanjona kendrena.
-Tokony manao tomban’ ezaka ny zavatra vita hahitana ny lesoka sy hanatsarana ny dingana manaraka na ny lamin asa ho avy…
-Mamorona tambazotra mba hahafahana mamparitaka sy mizara ny hevitra sy ny fahaiza manao , hifampianatra ny zavatra mahasoa ka manatsara n fiainan’ny ankizivavy sy vehivavy..
Next Steps Ampivory mpikambana mba hanao fitadiavambola iraisana mba entina ampintombo ny harin-karena mba afahana mamafy soa ho an’ny mpiaramonina sy ny mpikambana
-Ohatra=fitadiavana toy ny fanaovana “operation gateaux”
-Fitadiavana maharitra toy ny fiompiana akoho manome nofo na manatody lava ka ny mpikambana ihany no heverinay afaka mikarakara anizany