SHARE:
“Vehivavy sy Lehilahy miara-mientana dia fanoitra mafy ho fampandrosoana ny ankohonana, ny fiaraha-monina ary ny firenena”.
Mpanolotsaina vehivavy voalohany teto amin’ny Kaominina Analavory sady filohan’ny MIRALENTA Kaominaly izay nanangana ny MIRALENTA Fokontany miisa 24 ato anatin’ny Kaominina.
Ny taona 2011 taorian’ny fiofanana azoko tamin’ny Gender Links momba ny MIRALENTA sy fampandrosoana dia resiko lahatra ny Ben’ny Tanàna sy ny Mpanolontsaina ka nahafahanay nametraka teti-bola ho fampandrosoana ny MIRALENTA isan-taona mba hahafahana manatanteraka ny drafitr’asa MIRALENTA sy fampandrosoana hanatanterahana ny tanjona 28 ao amin’ny fenitry ny SADC sy ny ODD.
Rehefa avy nandray fampiofanana maro nomen’ny Gender Links, dia nanao fanentanana tamin’ny toerana maro manerana ny Kaominina ary nandeha nitety Fokontany 21 nanangana ny Fikambanana MIRALENTA.
Nanova ny fiainako ny fanatanterahana ny asa satria nampitombo bebe kokoa ny fahalalako sy ny fahaizako taorian’ny fiofanana azoko izay nanamora ny fiatrehana ny fiainan-tokantrano; ny Aoaminina ary ny fiaraha-monina.
Maro no nanampy tamin’izany:
Ny GL; ny Kaominina; ny biraon’ny Miralenta ary ny mpiara-miombon’antoka izay nametraka foto-drafitr’asa maro tato amin’ny Kaominina (raano fisotro madio- Sekoly- toha-drano- fahasalamana).

Nitondra fiovana teo amin’ny toeram-piasako ny asa nataoko mikasika ny MIRALENTA sy fampandrosoana raha oharina amin’ireo tanjona aorian’ny taona 2015.
Fampivelarana sy fampitomboina ireo vehivavy hanana asa ho fanatsarana ny fivelomany.
Fampitovian-jo ny lahy sy ny vavy.
Fampihenana ny tahan’ny herisetra.
Ady amin’ny VIH Sida
Serasera sy ny teknolojia vaovao
Ny dingana manaraka tiako ho tanterahina dia: fanohizana sy fampiroboroboana ny MIRALENTA ato anatin’ny CR mba hahatratrarana ny tanjona amin’ny taona 2030.
Sustaining the Movement: Feminist Fundraising in Uncertain Times. #FeministFunding #HumanRights
— Gender Links (@GenderLinks) June 5, 2025
🔗 Link to register: https://t.co/FAI4SdgDhg pic.twitter.com/AcY1BKDTCL
📣Appel à candidatures !
— Gender Links (@GenderLinks) June 4, 2025
Le #MarangFund est désormais ouvert !#Botswana #Lesotho #Maurice #Madagascar #Namibie
Subventions jusqu'à 50 000€ disponibles pour soutenir des initiatives LGBTIQ.
Date de clôture: 30 juin 2025.https://t.co/uuoUTibOh6 pic.twitter.com/I5aH7NRLhg
Call for Applications!
— Gender Links (@GenderLinks) June 4, 2025
The #MarangFund is now open! Grants up to €50,000 available to support LGBTIQ-led initiatives in #Botswana #Lesotho #Mauritius #Madagascar #Namibia.
Deadline: 30 June 2025.
Information & Apply: https://t.co/uuoUTibOh6 pic.twitter.com/uWqJc1cPLK
Empowering women, youths & men in @karibamunicipal. Today, Gender Links is supporting entrepreneurs to run successful pay toilet services & market hub through business skills training, market access & financial inclusion. Let us build a thriving local economy. @SwedeninZW pic.twitter.com/1t6PImGafw
— Gender Links (@GenderLinks) June 4, 2025
⏳ Closing soon!
— Gender Links (@GenderLinks) June 3, 2025
REMINDER: We’re seeking a top-tier WordPress dev & designer to rebuild a visually striking, user-first Gender Links website.
🗓️ Closing date: 6 June 2025
🔗 https://t.co/bxYY7vN3VB
@GenderLinks is empowering communities through inclusive local economic development. Today's workshop in @MurewaRdc brought together women, youths & men from the waste management value chain to discuss growth strategies and market access. @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/ZjH8Q9WOiH
— Gender Links (@GenderLinks) May 30, 2025
Day 2 of @GenderLinks workshop in @nortontown is all about empowering local economies. The Fish Farming project is bringing women, men & youths together to drive growth through the Multi-Sectoral Steering Committee. #LocalEconomy @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/s4aFZ81GVo
— Gender Links (@GenderLinks) May 28, 2025
📣Call for Expressions of Interest!
— Gender Links (@GenderLinks) May 27, 2025
We’re seeking a WordPress web design & developer, with expertise to rebuild user-friendly, visually compelling and well-organised Gender Links websites.
Deadline: 6 June 2025
Info & submission👇https://t.co/bxYY7vN3VB pic.twitter.com/fed7GfyMFl
Gender Links empowers the @nortontown community through aquaculture capacity building. Today, we are strengthening the Norton Fish Farming Cooperative, supporting women, youths, and men in the aquaculture value chain. #localdevelopment @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/27F314RdfP