Manomboka aminâ € ™ny asa madinika no mety hitondrana fanovana goavana


Date: June 4, 2014
  • SHARE:

-Aminâ € ™ny maha mpitarika tanora ahy teo aloha(Leader des jeunes)
-Fahaizana mandresy lahatra ny tanora sy ny zatovo lahy sy vavy aminâ € ™ny asa izay atao
-Fahazahoana fiofanana taminâ € ™ny GENDER LINKS mombanâ € ™ny miralenta sy ny fampandrosoana ary fiofanana taminâ € ™ny projet program MAMAFI mombanâ € ™ny fanjarian-tsakafo
-Fampandraisana andraikitra miaraka ny tanora lahy sy vavy aminâ € ™ny asa fampandrosoana
-Fahaiza-miaina manoloana ny tanora
-Nohonâ € ™ny fitsinjarana andraikitra nampisahaninâ € ™ny Benâ € ™ny Tanana mombanâ € ™ny fampahafantarana ny tanora ny adidy amanâ € ™andraikitra tokony hosahaniny aminâ € ™ny maha olo-pirenena azy.
-Noho ny fijerena ny olana misy eny ifotony, tsy mandray andraikitra ny tanora fa indrindra ny vehivavy, ka nitarika azy ireo hanatanteraka ny asa fa zony izany.


Download : 19092_mainapplicationleadershipanjaranomenjanaharyleonie.docx

Comment on Manomboka aminâ € ™ny asa madinika no mety hitondrana fanovana goavana

Your email address will not be published. Required fields are marked *