NY MIRALENTA EO ANIVONâ € ™NY FIARAHAMONINA HITONDRA FANOVANA SY FANDROSOANA


Date: June 5, 2014
  • SHARE:

– Nohonâ € ™ny fahitako ny vehivavy osa sy marofo ary sahirana ao anatinâ € ™ny Kaominina dia tapa-kevitra aho fa hanentana ny fampiharana ny tanjona 28 ao aminâ € ™ny fenitry ny SADEC hanatsarana ny tanjona aminâ € ™ny taona 2015 sy hankalaza ny 16 andro iraisam-pirenena aminâ € ™ny Ady aminâ € ™ny Herisetra ato anatinâ € ™ny Kaominina. Oh : Hampihantra ny Miralenta mba handraisanâ € ™ny Lahy sy vavy andraikitra eo aminâ € ™ny sehatra rehetra.
– Hampandray andraikitra ny lahy sy vavy eo aminâ € ™ny asa iombonana
– Hanentana ireo vehivavy ho sahy handray andraikitra, ho sahy hamoaka ny heviny, ho sahy sehatra eo aminâ € ™ny ankohonany sy eo aminâ € ™ny fiaraha-monina ary hanana risi-po.
– Vehivavy tsy ho hianjadianâ € ™ny ady aminâ € ™ny Herisetra eo aminâ € ™ny fiainany rehetra ary hitondra fiovana sy ho sahy manapa-kevitra.
– Mijery akaiky ny tranga misy raha mahazo tatitra ary manaramaso izany hatraminâ € ™ny farany.


Download : 19131_mainapplicationleadershipmarieraharinirina.docx

Comment on NY MIRALENTA EO ANIVONâ € ™NY FIARAHAMONINA HITONDRA FANOVANA SY FANDROSOANA

Your email address will not be published. Required fields are marked *