Sokajy natokana ho anâ € ™ireo olona mpitarika mitondra fanovana aminâ € ™ny sehatra rehetra (Fiarahamonim-pirenena, fikambanana eo anivon â € ˜ny Fiangonana, Fanjakana, Kaominina ary haino aman-jery) ka nampiasa ny fenitry ny SADC ho fitaovana enti-


Date: June 6, 2014
  • SHARE:

Ny tenako dia tia mamonjy ireny toeram-panofanana isan-karazany ireny (oh  : mianatra manjaitra, mahandro,fikarakaram-batana ho anâ € ™ny vehivavy) aminâ € ™ireny dia misy foana ny fanentanana ho anâ € ™ny vehivavy sy ny fampahafantarana ny antony hanaovana izany.

Taminâ € ™ny taona 2011 no voafidy ho filohanâ € ™ny Sampana Dorkasy tao aminâ € ™ny Fiangonana FJKM Analavory Fitiavana ny tenako ka afaka nanentana ireo vehivavy mba tsy hipetrapetra-potsiny fa handray andraikitra miantomboka ao an-tokantrano aloha.

Taminâ € ™io taona 2011 io ihany koa no nisy fanentanana mikasika ny MIRALENTA nataon-dRamatoa ONY RALAIMIZA ka nahafantarako ny mikasika ny Miralenta sy ny tanjonâ € ™izany araka ny fenitry ny SADC ao aminâ € ™ny and 12-13 izay tena zava-dehibe tokoa satria raha tiana hisy ny fampamdrosoana dia ny fiaraha-mandray andraikitra no zava-dehibe aminâ € ™izany (oh  : efa hita fa miha-mitombo ireo isanâ € ™ireo vehivavy mirotsaka ho aminâ € ™ny sehatra samihafa.


Download : 19162_mainapplicationleadershiphantamalalaraveloarimanana.docx

Comment on Sokajy natokana ho anâ € ™ireo olona mpitarika mitondra fanovana aminâ € ™ny sehatra rehetra (Fiarahamonim-pirenena, fikambanana eo anivon â € ˜ny Fiangonana, Fanjakana, Kaominina ary haino aman-jery) ka nampiasa ny fenitry ny SADC ho fitaovana enti-

Your email address will not be published. Required fields are marked *