
SHARE:
Ny taona 2000 tao Andoharanomaintso no nanomboka nitarika fikambanam-behivavy, izay nifototra taminâ € ™ny lalam-pihariana rary taminâ € ™izany fotoany izany. Ny nahafantarana ny miralenta dia noho ny fianarana azo, ny famakiana gazety, ny fandrenesana ny fanentanana taminâ € ™ny alalanâ € ™ny haino aman-jery samihafa, ny fetinâ € ™ny 08 martsa izay itantarana indrindra ny fanazavana momba ny miralenta.
Ohatra dia ny hoe afaka mampidim-bola toy ny lehilahy ny vehivavy ao an-trokan-trano izay porofo mazava tsara ny fisianâ € ™ny miralenta. Eo ihany koa ny fandraisana andraikitra aminâ € ™ny fampandrosoana ny manodidina. Azo hamarinina ihany koa aminâ € ™ny tenin-drazana hoe « ny manabe lehilahy dia manabe ny ankohonany, fa ny manabe vehivavy dia manabe ny fireneny »Nahatonga ahy hitarika ny vehivavy tao Andoharanomaintso hikambana dia noho ny fiheveranâ € ™ny maro ny vehivavy ho fanaka malemy. Fantatro fa misy lafiny hahafahany mioitra dia izay no nampivondronako azy ireo. Nentanina ny vehivavy dia nitadiavana mpiara-miombonâ € ™antoka (PSDR â € “ SAHA Bestileo â € “ FRDA â € “ PROSPERER), dia niofana. Afaka nampidim-bola toy ny lehilahy ny vehivavy taty aoriana. Tsapa ary fa ny vehivavy mpandrary dia mampidi-bola bebe kokoa noho ny lehilahy ao an-tokatrano.
Rehefa nanatanteraka ny fikasako aho dia nanao filazana taminâ € ™ny Radionâ € ™ny Tantsaha (Radio Mampita). Hivory antsika apela (slogan: â € œAia antsika apelaâ € ) . Teo no nanentanana sy nanazavana fa tsy tokony hipetrapetra-poana isika apela, fa ny fiainana efa miha sarotra. Natao teo Andoharanomaintso sy taminâ € ™ny alalanâ € ™ny Radio. Tsy nisy karama izany rehetra izany. Nitondra fiovana ny asa nataoko satria raha rary tsotra na ho rary nentim-paharazana: tsihy, harona, … Dia nanao zavatra hafa toy ny poketram-behivavy, fitoeran-dovia (sous plat), fasiana tavoahangy (porte bouteille).
Download : 19174_mainapplicationleadershiprazfindravolasuzanne.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Suzanne Razafindravola