Madagascar: HANITRAMALALA Yollande Leoncia


Date: August 21, 2018
  • SHARE:

Mivarotra mitety tsena any MAROVOAY sy ANJIAJIA ny asako, Ny zavatra amidiko dia credit sy téléphone ary kojakoja momba ny téléphone Batterie, chargeur, écouteur…

Nahazo tombony teo amin’ny 1 823,28 USD izy ny enim-bolana farany, ary vinavinainy ho 1 525,62 USD ny tombony ho azony ny enim-bolana manaraka.

Vokatry ny fampiofanana i Yollande dia nanomboka nanatsara ny asa fandraharahana teo amin’ny varotra kojakoja momba ny finday. Nahay nanitatra izany asa zany izy. Nanomboka tamin’ny fivarotana fahana  ka efa mitombo izy amin’izao amin’ny fivarotana kojakoja samihafa. Manana vina ny hanatsara ny asa izy amin’ny alalan’ny.

Ny fanamby lehibe nataon’i Yollande tamin’ny asa nataon dia ny fahazoana miditra toerana toy ny trano mba hivarotana mba tsy andeha lavitra intsony rehefa mivarotra, hihitatra ny asany. Afaka ary nitazona firaketana momba ny fidiram-bola sy ny fandaniana amin’ny fampiasana ny fahalalana azony tamin’ny fampiofanana.

Tsy dia nampiasa solosaina i Yollande. Tsy nananosaotra kosa ny fitantanana an-tsoratra ny vola miditra sy ny fandaniana.