
SHARE:
Mpivarotra sy manondrana voankazo makany Antananarivo no asako, arakaraka ny fiakaran’ireo vokatra ireo toy ny akondro, pockanel,… Nihatsara sady mahavelona tokoa io asa io satria nahazo tombiny 3 500 000 ariary ny tenako ny enim-bola farany teo ary maminavina hahazo tombony mihoatra an’io aho amin’ny enim-bolana manaraka.
Vokatry ny fampiofanana i dia nanatsara ny varotra ny tenako tamin’ny alalan’ny fifaneraserako tamin’ireo olona akaiky ahy zay fantatro fa manatsara ny tsena.
Ny fanamby lehibe nataoko tamin’ny fametrahana ny orinasa dia ny fahazoana miditra amin’ny fitantanam-bola, ny fanampiana ara-bola amin’io lafiny io. Afaka nahita trano izy, nahita ny tsenany ary nitazona firaketana momba ny fidiram-bola sy ny fandaniana amin’ny fampiasana ny fahalalana azony tamin’ny fampiofanana.