Andabotoka COE


Date: January 15, 2016
  • SHARE:

   
Fact file
Pays Madagascar
Commune Andabotoka
Score de Base  35
Dernier Score 35-Platinum
Nombre population  6 442
Nombre de conseillères  2
Nombre de conseillers  4
Adoption du processus COE  2014
Mise en oeuvre du programme Entrepreneurship NO
Sommet No

Ny Kaominina Andabotoaka dia manaraka ny lalam-pirenena faha-8 mihazo an’i Betanatana ary mivily rehefa eo amin’ny PK 10 miantsinana ka rehefa mandeha 4km. Ratsy io lalan-tany io ka tsy azo andehanana mandavan-taona. Mbola tsy zarizary ny ankamaroan’ny foto-drafitr’asa, raha tsy hiteny afa-tsy ny biraon’ny kaominina. Misy kosa anefa ny tsara dia ny EPP izay nataon’ny FID. Manana mponina eo amin’ny 6442 ary mitsinjara ami’ny Fokontany 12 izany izay mbola mandeha any amin’ny 60 km ny fokontany sasany.

Cliquez ici pour voir les témoignages des meneurs de changement de la commune
Autonomiser les femmes et mettre fin à la violence à Madagascar
 Cliquez ici pour voir les avancements de la commune sur le processus COE
Cliquez ici pour le résumé du sommet 2019


Download : Stage 2
Download : Score card
Download : Stage 3
Download : Stage 4
Download : Stage 5
Download : Stage 7-8

Comment on Andabotoka COE

Your email address will not be published. Required fields are marked *